- "config-unicode-pure-php-warning": "<strong>Fampitandremana: </strong> Ny [http://pecl.php.net/intl itatra PECL intl] dia tsy misy mba hahazakana ny fampifenerana Unicode, ka mitontona amin'ny implementasiona PHP ranoray noho ny tsifisiany.\nRaha hametraka tranonkala be mpamangy ianao dia tokony mamaky ny [//www.mediawiki.org/wiki/Special:MyLanguage/Unicode_normalization_considerations ''Unicode normalization''] (amin'ny teny anglisy)",
+ "config-unicode-pure-php-warning": "<strong>Fampitandremana: </strong> Ny [http://pecl.php.net/intl itatra PECL intl] dia tsy misy mba hahazakana ny fampifenerana Unicode, ka mitontona amin'ny implementasiona PHP ranoray noho ny tsifisiany.\nRaha hametraka tranonkala be mpamangy ianao dia tokony mamaky ny [https://www.mediawiki.org/wiki/Special:MyLanguage/Unicode_normalization_considerations ''Unicode normalization''] (amin'ny teny anglisy)",
+ "config-db-type": "Karazana banky angona:",
+ "config-db-host": "Anaran'ny lohamilin'ny banky angona:",
+ "config-db-host-help": "Raha lohamila hafa ny lohamilin'ny banky angona, dia atsofohy eto ny anaran'ilay lohamilina na ny adiresy IP-ny.\n\nRaha mampiasa fampiantranoana iombonana ianao dia tokony hanome anao ny anaran-dohamilina izy ao amin'ny toromariny.\n\nRaha mametraka amin'ny lohamilina Windows ianao sady mampiasa MySQL, dia mety tsy mandeha ny anaran-dohamilina \"localhost\". Raha tsy mandeha ilay izy dia \"127.0.0.1\" no atao adiresy IP an-toerana.\n\nRaha mampiasa PostgreSQL ianao, dia avelaho ho fotsy ity saha ity ahafahana mifandray amin'ny alalan'ny socket Unix.",
+ "config-db-host-oracle": "TNS an'ny banky angona:",