"config-db-type": "Karazana banky angona:",
"config-db-host": "Anaran'ny lohamilin'ny banky angona:",
"config-db-host-help": "Raha lohamila hafa ny lohamilin'ny banky angona, dia atsofohy eto ny anaran'ilay lohamilina na ny adiresy IP-ny.\n\nRaha mampiasa fampiantranoana iombonana ianao dia tokony hanome anao ny anaran-dohamilina izy ao amin'ny toromariny.\n\nRaha mametraka amin'ny lohamilina Windows ianao sady mampiasa MySQL, dia mety tsy mandeha ny anaran-dohamilina \"localhost\". Raha tsy mandeha ilay izy dia \"127.0.0.1\" no atao adiresy IP an-toerana.\n\nRaha mampiasa PostgreSQL ianao, dia avelaho ho fotsy ity saha ity ahafahana mifandray amin'ny alalan'ny socket Unix.",
- "config-db-host-oracle": "TNS an'ny banky angona:",
"config-db-username": "Anaram-pikamban'ny banky angona :",
"config-db-password": "Tenimiafin'ny banky angona :",
"config-db-prefix": "Tovom-banky angona:",
"config-header-mysql": "Parametatr'i MySQL",
"config-header-postgres": "Parametatra PostgreSQL",
"config-header-sqlite": "Parametatr'i SQLite",
- "config-header-oracle": "Parametatr'i Oracle",
- "config-header-mssql": "Parametatry ny lohamilina Microsoft SQL Server",
"config-invalid-db-type": "Karazana banky angona tsy ekena.",
"config-mysql-innodb": "innoDB",
"config-ns-generic": "Tetikasa",