"config-restart": "Eny, avereno atao",
"config-welcome": "=== Fanamarinana mikasika ny tontolo ===\nNy fanamarihana tsotsotra dia atao hijerena raha mety ho ana rindrankajy Mediawiki ny tontolo.\nTadidio ny mametraka ireto torohay ireo raha mitady fanohanana mikasika ny fomba famaranana ny fametrahana ianao.",
"config-copyright": "== Zom-pamorona ary fepetra ==\n\n$1\n\n\nIo fandaharana dia rindrambaiko maimaim-poana; dia afaka zarazarain ary ovaina araka ny fepetra ao amin'ny GNU General Public License navoakan'ny Free Software Foundation; na versiona 2 ao amin'ny lisansa, na (araka ny safidinao) versiona tatỳ aoriana.\n\nIo fandaharaa io dia zaraina amin'ny fanantenana fa ho ilaina, anefa kosa dia tsy misy fiantohana; tsy misy fiantohana mikasika ny fivarotana azy na famendrehana ho azo ampiasaina amin'ny tranga iray manokana.\nJereo ny GNU General Public License hahazoana zavatra amin'ny antsipiriany.\n\nIanao dia tokony nandray <doclink href=Copying> kôpian'nyGNU General Public License </doclink> miaraka amin'ny fandaharana ity; raha tsy izany, manorata any amin'ny Free Software Foundation, Inc., 51 Franklin Street, Fahadimy Floor, Boston, MA 02110-1301, USA, na [http://www.gnu.org/copyleft/gpl.html vakio ao amin'ny Internet izany].",